|
|
|
|

Teny iditra1  malazo
Fototeny  2 lazo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 fané, flétri [1.3, 1.8]
6 maigre, sec, maladif [1.3]
Ohatra  7  nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11 malazo molotra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17