Entry | 1 malezolezo |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 lezolezo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sady lava no manify |
Explanations in French |
5 [1.3#404] qui est grand, mince et maigre |
Examples |
6 [2.895#10] i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba. 7 [1.369#] Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |