|
|
|
|

Teny iditra1  malovilovy
Fototeny  2 lovilovy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Marisarisa, tsy tsaratsara, tsy metimety:
5 Nahoanatsy tonga ny anadahinao? -- Ao ihany izy fa manao malovilovy kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17