|
|
|
|

Teny iditra1  mamadihaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mitendry zavamaneno: Ona mahasaky hamadihaña ro aba i Ramasy iñy (Olona mahavatra mitendry zavamaneno ranona i Ramasy iny) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17