Entry (1/3) | 1 mamaky |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vaky |
Morphology |
|
All compound words | 8 17 words containing mamaky |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona |
Explanations in English |
10 [1.7] to split; to break |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] fendre dans le sens de la longueur; casser 12 [1.3] rompre traverser, aller, passer mettre en déroute |
Examples |
13 [1.3] namaky ny any atsimo manontolo izahay (Nous avons traversé tout le sud) 14 [1.3] Izahay no namaky voalohany iny làlana iny (Nous avons été les premiers à passer par ce chemin) 15 [1.3] namaky ny fefiloha ny rano (L’eau a rompu la digue) |
Entry (2/3) | 16 mamaky |
Part of speech | 17 active verb |
Root | 18 vaky |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina |
Explanations in English |
25 [1.7] to read |
Explanations in French |
26 [1.3, 1.8] lire 27 [1.3] publier |
Entry (3/3) | 28 mamaky |
Part of speech | 29 active verb |
Root | 30 vaky |
Morphology |
|
Explanations in French |
35 [1.3] accuser, dénoncer |
Anagrams | 36 mamaky, mamika, mikama |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |