|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamany
Fototeny  2 amany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pass urine. [1.2]
6 to urinate (vulgar) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 uriner [1.3#25]
8 uriner (vulgaire) [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Fahasalamana 14  Haiaina
Sary 

Teny iditra (2/2)15  mamany
Sokajin-teny  16  endritenin' ny hoe mama
Ohatra  17  Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy! [2.270#]
18  Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany. [2.649#]

Fivaditsoratra  mamany, 19 mamina, 20 manamy, 21 manimà, manima, 22 mimaña, 23 minama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27