|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamarara |
| Fototeny | 2 farara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mamony (raha katsaka na fary)
[Sakalava]
[1.78] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 6 mamarara |
| Fototeny | 7 farara |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être stérile, rabougri, piqué (se dit des plantes)
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamarara, 10 maramara, 11 ramarama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|