|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamaritsoka |
| Fototeny | 2 faritsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikapoka amin' ny rotsakazo, kotopia, karavasy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to beat, to strike, to dab
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fustiger, fouetter
[1.3#156] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|