|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamatra |
| Fototeny | 2 fatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
5 Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy 6 Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to measure in a rice measure or in a basket.
[1.2] 8 to measure in a container [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 mesurer avec une mesure de capacité
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana.
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 mamatra |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mamarana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|