Entry | mamatravatra (vatravatra) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao? (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely [1.1] | |
Synonyms | mivatravatra | |
Updated on 2023/01/20 |