|
|
|
|

Teny iditra1  mamborona
Fototeny  2 borona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandany tanteraka, manapitra, mamongana: Ny loka no namborona an-dRakoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire perdre à quelqu'un son argent soit dans le commerce, soit surtout au jeu [1.3#91]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9 manaborona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12