|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mambotry |
| Fototeny | 2 botry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
5 Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 manabotry |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|