|
|
|
|

Teny iditra1  mamela heloka
Singan-teny  2 mamela, 3 heloka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy mitahiry hadisoana amin' ny hafa fa mihavana kosa, ka manadino ny ratsy nataony tamin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to forgive an offense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pardonner le péché [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12