Entry | 1 mamela trosa |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mamela, trosa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany |
Explanations in French |
5 [1.3#716] remettre une créance |
Synonyms | 6 mahafoy trosa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |