|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mametaka
Fototeny  2 fetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy, mandraikitra: Nametaka tehamaina an-dRabe izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mametaka
Fototeny  10 petaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 Mandity, mandraikitra amin' ny dity: Mametaka peta-drindrina [1.1]
13 mandraikitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14 To stick, to make to stick to, as paper put on a wall, etc., to plaster, to overlay with any viscous substance [1.2]
15 to stick a thing into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 coller [1.8, 1.13]
17 assembler [1.8]
18 plaquer [1.13]
19 glacer [1.13]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Voambolana  24  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17