|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mametra |
| Fototeny | 2 fetra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manoritra, mamaritra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to fix a time or boundary, to restrain, to limit.
[1.2] 6 to set limits [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 limiter, restreindre
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy anjarantsika fa anjaran' ny mahantra ny mametra ny laharam-pahamehana.
[1.369#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mametra andro |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|