|
|
|
|

Teny iditra1  mametsovetso
Fototeny  2 vetsovetso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mametsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana erỳ ny saiko [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 mivetsovetso
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02