|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamihin-tanana |
| Singan-teny | 2 mamihina, 3 tanana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manakamban-tanana na manao ny tanana roa eo anoloana ka mifamihina na mifampihazona izy roa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 To wring the hands
[1.2] 7 to fold the hands [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 joindre les mains
[1.8] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|