|
|
|
|

Teny iditra1  mamimaso
Singan-teny  2 mamy, 3 maso
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5 Manao famantarana amin' ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe vao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an' i Neny ilay zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [mami-maso] 6 to wilfully shut one's eyes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [mamy maso] 7 faire signe avec les yeux [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12