|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamivitra |
| Fototeny | 2 vivitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandray amin' ny sisiny na amin' ny ilany kely foana
5 Misintontsintona, mandrirodrirotra 6 Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|