|
|
|
|

Entry1  mamoafady
Part of speech  2  active verb
Elementary words  3  mamoa, fady
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo
Explanations in English  9  [1.7] [mamoa fady] to transgress taboo, to disgrace oneself
Explanations in French  10  [1.3#840] déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens)
11  [1.8] [mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer
Examples  12  [2.445#] Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
13  [2.472] Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana
14  [2.313#] misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao
Synonyms  15  mahavoafady

Updated on 2025/07/29