|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamoavary |
| Fototeny | 2 voavary |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy voavary: Any amin' ny lelany no amantarana ny kisoa mamoavary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to contain tapeworm cysts (of pork)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 viande de porc ladre
[1.8] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|