|
|
|
|

Teny iditra1  mamofeke
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mamono, mikapoka, mively, mamofoka: Namofoke hafitsa aba aho alihany ko save nandia menaraña, koa lehe aho ko save nitsanga koke ny volo-katoko dia koa akoholahy hiady (Namofoka hafitra aho elaela izay ka nanitsaka menarana, izany tena nitsangana hatramin'ny volo-katoka mova tsy ireny akoholahy hiady ireny) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17