Entry | 1 mamohehatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fohehatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao 9 [2.285#223] ahitana henatra |
Explanations in English |
10 [1.2] (imp and rel not used). To injure, to hurt. |
Examples |
11 [2.69#42] tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! 12 [2.4#46] Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. 13 [2.470] Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamohehatra |
Anagrams | 15 mahahemotra, mamohehatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |