|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamokatra
Fototeny  2 vokatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome vokatra, miteraka betsaka [1.1]
Ohatra  5  Ny zezika enti-mamokatra. [2.117#]
6  Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. [2.117#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 tahiry hamokatra

Teny iditra (2/3)12  mamokatra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 mamoaka avy any anaty tany [Tambahoaka, Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  mamokatra
Fototeny  16 fokatra
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18 to confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. [1.2]

Fivaditsoratra  mamokatra, 19 mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09