|
|
|
|

Teny iditra1  mamokombokoña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mitsambikimbikina, mihazakazaka: Ny mamokoña tsa mba mahita añafara (Ny mitsambikina tsy mba mahita any ivoho) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17