|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamolaka
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka fa tsy tangarana
5 Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby
6 Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to break but not clear off;
8 to break to harness or for work, as a horse;
9 to bring into subjection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 rompre mais pas couper net; dompter [1.8]
Ohatra  11  Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)17  mamolaka
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 mioty katsaka [Sakalava] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17