|
|
|
|

Teny iditra1  mamolivoly
Fototeny  2 volivoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy manaingotsaingoka izaitratra eran' ny rantsam-batana; voly [1.1]
5 mandretsidretsika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 picoter, fourmiller: Mamolivoly ny ranjoko (Les jambes me fourmillent) [1.3]
7 fourmiller [1.13]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11 mangorintsina mamolivoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09