Entry | 1 mamongatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fongatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa |
Explanations in French |
9 [1.3#184] Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler |
Examples |
10 [1.437#] Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. |
Other spellings | 11 manamongatra |
Anagrams | 12 mamangotra, mamongatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |