|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamono |
| Fototeny | 2 fono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrakotra, manisy fonony: Aza asiana mikobana rehefa mamono boky
5 Manafina: Mamono vola madinika an-joron-damba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to cover, to wrap up, to swathe, to put the burial clothes on a corpse.
[1.2] 7 to wrap; to bind a book [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 envelopper, emballer; relier
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mamono |
| Fototeny | 16 vono |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Mikapoka: Itỳ manko mamono anay ò, hoy Ibalita tamin-dreniny
19 Manala aina, mahafaty: Mamono olona maro isan-taona ny toaka 20 Mitsoka: Mamono jiro 21 Manafoana: Mamono lalana 22 Mikosoka: Mamono soratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 to kill; to beat; to erase writing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 tuer, battre
[1.3, 1.8] 25 éteindre, effacer, arrêter le cours de l'eau, obstruer un chemin [1.3] 26 effacer une écriture [1.8] |
| Ohatra |
27 mamono omby atao levenan' andriana.
[2.69]
28 Filanjan-defona no ahy fa ny olon-kamono any ihany [2.558] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 22 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|