Entry | mamon-toaka (vono, toaka) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1] | |
Examples | Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony?
[2.298] | |
Updated on 2020/07/31 |