|
|
|
|

Teny iditra1  mamony fanja
Singan-teny  2 mamony, 3 fanja
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny zavamaniry sasantsany, toy ny tsaramaso na ny paiso rehefa mamony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 être sur le point de fleurir [1.196]
Ohatra  7  namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [2.895]

Fivaditsoratra  8 mamonifanja, mamony fanja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12