|
|
|
|

Teny iditra1  mamoria
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamory [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 gather together [1.26#19]
Ohatra  5  hoy Ingahy Rainimanana, ka ianao no mamoria; [2.588#]
6  Mandehana aloha, hianareo, ka mamoria ombelahy arivo lahy [2.69#]

Fivaditsoratra  7 mamario, 8 mamoira, mamoria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12