|
|
|
|

Entry (1/2)1  mampakatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  akatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana?
manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io
Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho
Explanations in English  13  [1.2] To send for; to procure; to fetch up, or carry up
14  [1.7] to lift up
Explanations in French  15  [1.3, 1.8] soulever, faire monter
Examples  16  [2.471] Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy.
17  [2.470] Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo.

Entry (2/2)18  mampakatra
Part of speech  19  active verb
Root  20  akatra
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe
Explanations in English  27  [1.2] to marry (a wife).
28  [1.7] to marry a wife
Explanations in French  29  [1.3, 1.8] épouser une femme
Examples  30  [1.38] nampakatra an'i Estera zatovovavy
31  [1.38] Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny.

Updated on 2025/08/10