Entry | 1 mampanahy |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.4] Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. 4 [2.472] Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. |
Root | 5 fanahy |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mampanahy |
Anagrams | 10 anampiham, hanampiam, mampanahy, mampihana, manampiha, mpanahamy, pahamanim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |