|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mampandry |
| Fototeny | 2 andry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer
[1.3#41] |
| Ohatra |
5 Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any.
[2.366#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mampandry |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae).
14 Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif. 15 Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ». [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | mampandry, 19 mampindra, 20 mandrampy, 21 mpamindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|