|
|
|
|

Teny iditra1  mampanjanaka
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo arivo tamin' io taozava-pirenena io aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Prêter à intérêt, placer à intérêt: Nampanjanaka ariary arivo tamin’ ny banky aho (J’ai placé mille piastres à intérêt à la banque) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12