Entry | 1 mampifandray |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ray |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.270] Tari-barahina lava mampifandray tanĂ na roa. 8 [2.117] mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. 9 [4.27] ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |