|
|
|
|

Teny iditra1  mampiharihary
Fototeny  2 harihary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 mettre n'en évidence, rendre manifeste, rendre évident, convaincre [1.3]
5 visualiser [1.66.fr#966]
Ohatra  6  Ireny no mampiharihary fa afaka ny taninao. [2.445#]
7  Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11 mampibaribary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12