|
|
|
|

Teny iditra1  mampihemotra
Fototeny  2 hemotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Tamiko dia arakaraka ny halavan' ny fotoam-pivavahana, no mampihemotra koa ny fotoana tena hisehoako sy hidirako an-tsehatra manokana, raha ohatrohatra ka hisy izany. [2.4]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02