|
|
|
|

Teny iditra1  mampihorifika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manaitra, mahatahotra: Ny roña ane moa aba tsa indroe mampihorifika (Ny varatra anie ka tsy indroa manaitra) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17