|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampinono |
| Fototeny | 2nono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to suckle a child [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 donner le sein à un enfant [1.8] |
| Ohatra |
6 tapitrisa taona dia niely eran' ny vazan-tany ireo biby ireo, ary niseho kosa ny biby mampinono.
[2.285#]
7 Sahy mampinono eny imasom-bahoaka ny vehivavy Malagasy, nefa fony tovovavy, lamba tsy maharakotra ny [2.5#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11biby mampinono |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|