Entry | 1 mampisosa |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sosa |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.5] Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |