Entry | mampitambelo | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mamelona indray, mamelombelona: Haka! Haine soa roaba ro mampitambelo an'iñy olo seraña teoeo iñy (Adray! Hainy tsara rangahy no mamelombelona ny olona torana teo iny) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |