|
|
|
|

Teny iditra 1  mampivadika
Fototeny  2 vadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  ilay nampivadika atidoha zatozato [2.285#296]
5  Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy [2.470]
6  Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy [2.346##54]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mampivadika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20