|
|
|
|

Teny iditra1  mampivalana
Fototeny  2 valana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika; [2.48]
5  Ravin' amberivatry, totoina, sotroina amy ny izao, dia mampivalana, mahery izany. [2.48]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10