|
|
|
|

Teny iditra1  mampivangongo
Fototeny  2 vangongo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 toetra mampihaona tanam-pahazavana maro eo amin'ny teboka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 convergent [1.13]
Voambolana  6  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12