|
|
|
|

Teny iditra1  mampivarahentaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mampivarahontsana, mampitalaketraka: Dia nampivarahentaña koja rô ñ'nahita ny ôlane misetre lalahy iñy ka! (dia tena nampivarahontsana satria ny nahita ny hadalany nihetsika halina iny) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12