Entry | 1 mampivarahontsana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 varahontsana |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.5] nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana! 8 [1.38] Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |