Entry | mampody vady | |
Elementary words | mampody ; vady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy Mampiverina indray ny vady nisintaka Manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1] | |
Explanations in English | To marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing To bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2] | |
To bring one's wife back after almost separating [1.7] | ||
Explanations in French | Rappeler son épouse qui été séparée épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3] | |
Ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8] | ||
Updated on 2023/04/16 |